Aza avela hivadika ho biby ny biby mbola bitika ndrao ho lasa biby biby bitika mandidy mamahana mangidy f'izay fanananao tsy hahavita hahavidy izay efa voasafidin' ny fon'ny leom-boananana! mba henoy ihany!
Rehefa ny filoha mamin'ny vahoaka no indro fa naloany dia tena zava-doza fa lasa any am-paosin' ny isam-batan'olona ny anjara fahefany
dia manjakazaka ery ny didin'ny besandry! gaigy be ry zandry!
Ny filoha rehefa lo ka mihevitra ny tenany ho andriamanikely d'izay no vita ny aminy! lasa ka nindaosin' ny herim-pom-bahoaka ny teo am-pelatanany! ireo sisa mba fananany!
dia indro manirery, farany mitsoaka tsy mahatanty tolona!
tsy mba niana-desona? averiko eto indray…
aza avela hivadika ho biby ny biby mbola bitika ndrao ho lasa biby biby bitika mandidy mamahana mangidy fa 'zay volabe… anao? tsy hahavita hahavidy izay efa voasafidin' ny fon'ny leom-boananana
slt, samy commentaire dia soratako eto ihany. Angaha moa ianao irery no nahazo hafatra hafahafa toy izany, ny ahy no tena lozabe fa tsy vitan'ny hoe nandratra ilay olona fa tena nahasosotra azy tanteraka hatramin'ny hafatra izay noheveriko fa tsara ny mizara azy. Aleo tsy asiana olana r'ise. Samy mampiasa aterineto daholo isika ka ataoko fa ilana fo sport izy io. Ny Unyk anie ka carnet d'adresse mahafinaritra e. Hita ao daholo ny momba ny tena rehetra, tsy misy lainga. Manamora ny asantsika izy io rehefa mila fifandraisana haingana. Mazotoa miasa mafy sy miasa tsara dia aza adino ny mameno profil @ Unyk an. Mampamangy @ r.r sy ry njaka ao.